<-
->

Mat / Mt 26:73 And after a while came unto him they that stood by, and said to Peter, Surely thou also art one of them; for thy speech bewrayeth thee. Ary nony afaka kelikely, dia nanatona izay nijanona teo ka nanao tamin' i Petera hoe: Marina tokoa fa naman' ireny ianao; fa ny fiteninao miampanga anao. Nony afaka kelikely dia nohatonin' ny olona teo Piera, ka nilazany hoe: Marina tokoa raha tsy namany hianao, fa na ny fiteninao aza dia ampy hahalalana izany. Peu après, ceux qui se tenaient là s' approchèrent et dirent à Pierre : " Sûrement, toi aussi, tu en es : et d' ailleurs ton langage te trahit. "