<-
->

Mat / Mt 4:12 Now when Jesus had heard that John was cast into prison, he departed into Galilee; Ary nony ren' i Jesosy fa efa voasambotra Jaona, dia lasa nankany Galilia Izy. Ary nony ren' i Jeso fa natao an-tranomaizina Joany, dia lasa izy nankany Galilea; Ayant appris que Jean avait été livré, il se retira en Galilée