<-
->

Mat / Mt 9:30 And their eyes were opened; and Jesus straitly charged them, saying, See that no man know it. Dia nahiratra ny masony; ary Jesosy namepetra azy mafy ka nanao hoe: Tandremo mba tsy ho fantatr' olona izao. Dia nihiratra ny masony, ary Jeso nandrara azy mafy hoe: Tandremo sao ho ren' olona izao; Et leurs yeux s' ouvrirent. Jésus alors les rudoya : " Prenez garde ! dit-il. Que personne ne le sache ! "