<-
->

Mat / Mt 9:32 As they went out, behold, they brought to him a dumb man possessed with a devil. Ary rehefa nivoaka ireo, dia indro, nisy lehilahy moana anankiray izay demoniaka nentin' ny olona tany amin' i Jesosy. Nony lasa ireo, dia indro nentin' ny olona teo amin' i Jeso indray ity lehilahy anankiray sady moana no azon' ny demony. Comme ils sortaient, voilà qu' on lui présenta un démoniaque muet.