<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 10:24 | And the disciples were astonished at his words. But |
Ary ny mpianatra dia gaga tamin' ny teniny. Fa Jesosy namaly indray ka nanao taminy hoe: Anaka, manao ahoana ny hasarotry ny hidiran' ny matoky ny harena amin' ny fanjakan' Andriamanitra! | Nony gaga tamin' izany teniny izany ny mpianany, dia hoy indray Jeso taminy: Sarotra, anaka, ny hidiran' izay miankina amin' ny harena amin' ny fanjakan' Andriamanitra. | Les disciples étaient stupéfaits de ces paroles. Mais |