<-
->

Mar / Mk 10:27 And Jesus looking upon them saith, With men it is impossible, but not with God: for with God all things are possible. Fa Jesosy nijery azy ka nanao hoe: Raha amin' ny olona, dia zavatra tsy hainy izany; fa tsy mba tahaka izany amin' Andriamanitra; fa ny zavatra rehetra dia hain' Andriamanitra. Fa nojeren' i Jeso izy ka nilazany hoe: Amin' ny olombelona zava-tsy vitany izany; tsy mba toy izany amin' Andriamanitra, satria mahavita ny zavatra rehetra Andriamanitra. Fixant sur eux son regard, Jésus dit : " Pour les hommes, impossible, mais non pour Dieu : car tout est possible pour Dieu. "