<-
->

Mar / Mk 10:52 And Jesus said unto him, Go thy way; thy faith hath made thee whole. And immediately he received his sight, and followed Jesus in the way. Ary hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao, ny finoanao no efa namonjy anao. Dia nahiratra niaraka tamin' izay ny masony, ka nanaraka an' i Jesosy teny an-dalana izy. Mandehana, hoy Jeso, fa ny finoanao no nahavonjy anao. Dia nahiratra niaraka tamin' izay izy, ka nanaraka azy teny an-dàlana. Jésus lui dit : " Va, ta foi t' a sauvé. " Et aussitôt il recouvra la vue et il cheminait à sa suite.