<-
->

Mar / Mk 12:24 And Jesus answering said unto them, Do ye not therefore err, because ye know not the scriptures, neither the power of God? Ary hoy Jesosy taminy: Tsy izao tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina sy ny herin' Andriamanitra izao va no mahadiso hevitra anareo? Ary hoy ny navalin' i Jeso azy: Moa tsy diso hevitra va hianareo noho ny tsy fahafantaranareo ny Soratra Masina sy ny fahefan' Andriamanitra? Jésus leur dit : " N'êtes-vous pas dans l' erreur, en ne connaissant ni les Écritures ni la puissance de Dieu ?