<-
->

Mar / Mk 12:28 And one of the scribes came, and having heard them reasoning together, and perceiving that he had answered them well, asked him, Which is the first commandment of all? Dia nanatona an' i Jesosy ny mpanora-dalàna anankiray, izay efa nahare ny niadiany hevitra tamin' ny Sadoseo ka nahalala fa namaly azy tsara Izy, dia nanontany Azy hoe: Ny didy manao ahoana no voalohany amin' izy rehetra? Ary nisy mpanora-dalàna anankiray nahare izany ady hevitra izany sy nahita ny namalian' i Jeso azy tsara, ka mba rafitra nanatona azy koa sy nanontany azy hoe: Inona no voalohany amin' ny didy rehetra? Un scribe qui les avait entendus discuter, voyant qu' il leur avait bien répondu, s' avança et lui demanda : " Quel est le premier de tous les commandements ? "