<-
->

Mar / Mk 14:10 And Judas Iscariot, one of the twelve, went unto the chief priests, to betray him unto them. Ary Jodasy Iskariota, ilay isan' ny roa ambin' ny folo lahy, dia nankeo amin' ny lohan' ny mpisorona hamadika an' i Jesosy aminy. Ary Jodasy Iskariota, ilay isan' izy roa ambin' ny folo lahy, dia nankany amin' ny lohandohan' ny mpisorona mba hanolotra azy. Judas Iscariote, l' un des Douze, s' en alla auprès des grands prêtres pour le leur livrer.