<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 14:12 | And the first day of unleavened bread, when they killed the passover, his disciples said unto him, Where wilt thou that we go and prepare that thou mayest eat the passover? | Ary tamin' ny voalohan' ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, izay famonoana ny Paska, dia hoy ny mpianany taminy: Aiza no tianao halehanay hanamboaranay mba hihinananao ny Paska? | Ary tamin' ny andro voalohan' ny Azima izay famonoana ny Paka, dia nilaza tamin' i Jeso ny mpianany nanao hoe: Aiza no tianao halehanay hamboaranay ny hihinananao ny Paka? | Le premier jour des |