<-
->

Mar / Mk 14:18 And as they sat and did eat, Jesus said, Verily I say unto you, One of you which eateth with me shall betray me. Ary raha nipetraka nihinana izy, dia hoy Jesosy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa ny anankiray aminareo, dia izay iray miara-mihinana amiko, no hamadika Ahy. Ary raha nipetraka nihinana izy, dia hoy Jeso: Lazaiko marina aminareo fa hamadika ahy ny anankiray aminareo izay miara-mihinana amiko. Et tandis qu' ils étaient à table et qu' ils mangeaient, Jésus dit : " En vérité, je vous le dis, l' un de vous me livrera, un qui mange avec moi. "