<-
->

Mar / Mk 14:29 But Peter said unto him, Although all shall be offended, yet will not I. Fa hoy Petera taminy: Na dia ho tafintohina avokoa aza ny olona rehetra, izaho tsy mba ho tafintohina. Dia hoy Piera taminy: Na dia ho tafintohina noho ny aminao aza izy rehetra, izaho tsy mba ho tafintohina na oviana na oviana. Pierre lui dit : " Même si tous succombent, du moins pas moi ! "