<-
->

Mar / Mk 14:3 And being in Bethany in the house of Simon the leper, as he sat at meat, there came a woman having an alabaster box of ointment of spikenard very precious; and she brake the box, and poured it on his head. Ary nony tany Betania Jesosy tao an-tranon' i Simona boka ka nipetraka nihinana, dia avy ny vehivavy anankiray nitondra tavoara alabastara feno menaka manitra nisy narda saro-bidy indrindra; dia novakiny ny tavoara, ka naidiny tamin' ny lohan' i Jesosy ny menaka. Ary nony tany Betania tao an-tranon' i Simona boka izy, dia nisy vehivavy anankiray niditra raha mbola nipetraka nihinana izy. Nitondra tavoara alabastra feno diloilo manitra sarobidy natao tamin' ny salohin' ny narda ravehivavy, ary novakiny ny tavoara, dia naidiny tamin' ny lohan' i Jeso ny menaka. Comme il se trouvait à Béthanie, chez Simon le lépreux, alors qu' il était à table, une femme vint, avec un flacon d' albâtre contenant un nard pur, de grand prix. Brisant le flacon, elle le lui versa sur la tête.