<-
->

Mar / Mk 14:32 And they came to a place which was named Gethsemane: and he saith to his disciples, Sit ye here, while I shall pray. Ary tonga tany amin' ny saha izay atao hoe Getsemane izy; dia hoy Jesosy tamin' ny mpianany: Mipetraha eto ianareo mandra-pivavako. Ary tonga tany amin' ny saha atao hoe Getsemany izy ireo, dia hoy izy tamin' ny mpianany: Mipetraha eto hianareo mandra-pivavako. Ils parviennent à un domaine du nom de Gethsémani, et il dit à ses disciples : " Restez ici tandis que je prierai. "