<-
->

Mar / Mk 14:70 And he denied it again. And a little after, they that stood by said again to Peter, Surely thou art one of them: for thou art a Galilaean, and thy speech agreeth thereto. fa izy nandà indray. Ary nony afaka kelikely, izay teo anilany koa dia nilaza tamin' i Petera hoe: Naman' ireo tokoa ianao; fa Galiliana ianao. fa nandà indray izy. Nony afaka kelikely, dia hoy indray ny olona teo tamin' i Piera: Naman' ireny tokoa hianao, fa Galileana koa. Mais de nouveau il niait. Peu après, à leur tour, les assistants disaient à Pierre : " Vraiment tu en es ; et d' ailleurs tu es Galiléen. "