<-
->

Mar / Mk 15:21 And they compel one Simon a Cyrenian, who passed by, coming out of the country, the father of Alexander and Rufus, to bear his cross. Ary Simona Kyreniana (rain' i Aleksandro sy Rofosy) izay nandalo avy tany an-tsaha, no notereny hitondra ny hazo fijalian' i Jesosy. Ary nisy lehilahy Sireneana atao hoe Simona, rain' i Aleksandra sy Rofosy, nandalo avy any an-tsaha, dia noteren' izy ireo hilanja ny hazo fijaliany, Et ils requièrent, pour porter sa croix, Simon de Cyrène, le père d' Alexandre et de Rufus, qui passait par là, revenant des champs.