<-
->

Mar / Mk 15:39 And when the centurion, which stood over against him, saw that he so cried out, and gave up the ghost, he said, Truly this man was the Son of God. Ary ny kapiteny izay nijanona tandrifiny, raha nahita fa afaka toy izany ny ainy, dia nanao hoe: Marina tokoa fa Zanak' Andriamanitra io Lehilahy io. Ilay kapiteny nitsangana teo an-tandrifin' i Jeso, nony nahita fa niala aina tamim-piantsoana mafy toy izany izy, dia nanao hoe: Zanak' Andriamanitra tokoa io lehilahy io. Voyant qu' il avait ainsi expiré, le centurion, qui se tenait en face de lui, s'écria : " Vraiment cet homme était fils de Dieu ! "