<-
->

Mar / Mk 15:46 And he bought fine linen, and took him down, and wrapped him in the linen, and laid him in a sepulchre which was hewn out of a rock, and rolled a stone unto the door of the sepulchre. Ary izy nividy hariry madinika, dia nampidininy ny fatin' i Jesosy ka nofonosiny hariry madinika, ary naleviny tao amin' ny fasana, izay nolavahana tamin' ny vatolampy, dia nanakodia vato ho eo amin' ny varavaran' ny fasana izy. Dia nividy lamba Josefa, ka nony efa nampidina ny maty dia namono lamba azy, sy nandevina azy tamin' ny fasana nolavahana tamin' ny vato, ary nanakodia ny vato tamin' ny varavaram-pasana. Celui-ci, ayant acheté un linceul, descendit Jésus, l' enveloppa dans le linceul et le déposa dans une tombe qui avait été taillée dans le roc ; puis il roula une pierre à l' entrée du tombeau.