<-
->

Mar / Mk 3:13 And he goeth up into a mountain, and calleth unto him whom he would: and they came unto him. Ary niakatra teo an-tendrombohitra Jesosy ka niantso izay tiany hankeo aminy; dia nankeo aminy ireo. Ary niakatra tamin' ny tendrombohitra anankiray izy, ka niantso izay tiany hankeo aminy, dia nankeo aminy ireo. Puis il gravit la montagne et il appelle à lui ceux qu' il voulait. Ils vinrent à lui,