<-
->

Mar / Mk 3:23 And he called them unto him, and said unto them in parables, How can Satan cast out Satan? Ary rehefa niantso ireo hankeo aminy Izy, dia nanao fanoharana taminy hoe: Hataon' i Satana ahoana no famoaka an' i Satana? Nantsoin' i Jeso izy ireo ka nanaovany fanoharana hoe: Hataon' i Satana ahoana no fandroaka an' i Satana? Les ayant appelés près de lui, il leur disait en paraboles : " Comment Satan peut-il expulser Satan ?