<-
->

Mar / Mk 3:7 But Jesus withdrew himself with his disciples to the sea: and a great multitude from Galilee followed him, and from Judaea, Ary Jesosy mbamin' ny mpianany niala teo ka nankany amin' ny ranomasina; ary nisy olona maro avy tany Galilia nanaraka Azy; ary nisy olona maro koa avy tany Jodia Fa niala teo Jeso sy ny mpianany ka nankany amin' ny ranomasina, ary maro ny olona avy tany Galilea no nanaraka azy. Jésus avec ses disciples se retira vers la mer et une grande multitude le suivit de la Galilée ; et de la Judée,