<-
->

Mar / Mk 7:24 And from thence he arose, and went into the borders of Tyre and Sidon, and entered into an house, and would have no man know it: but he could not be hid. Ary niala teo Jesosy ka lasa nankany amin' ny sisin-tanin' i Tyro sy Sidona; dia niditra tao an-trano Izy, ary tiany tsy ho fantatry ny olona izany; kanefa tsy nahazo niery Izy. Nony niala teo izy dia nankany amin' ny faritanin' i Tira sy Sidona, ary niditra tao an-trano anankiray, fa tsy te-ho fantatr' olona, nefa tsy nahazo niery. Partant de là, il s' en alla dans le territoire de Tyr. Étant entré dans une maison, il ne voulait pas que personne le sût, mais il ne put rester ignoré.