<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 8:1 | In those days the multitude being very great, and having nothing to eat, |
Tamin' izany andro izany, nony betsaka indray ny vahoaka teo sady tsy nanan-kohanina izy, dia nantsoin' i Jesosy hanatona Azy ny mpianany ka nilazany hoe: | Tamin' izany andro izany, nony betsaka indray ny vahoaka teo sady tsy nanan-kohanina, dia niantso ny mpianany izy ka nanao taminy hoe: | En ces jours-là, comme il y avait de nouveau une foule nombreuse et qu' ils n' avaient pas de quoi manger, il appela à lui ses disciples et leur dit : |