<-
->

Lio / Lk 10:30 And Jesus answering said, A certain man went down from Jerusalem to Jericho, and fell among thieves, which stripped him of his raiment, and wounded him, and departed, leaving him half dead. Ary Jesosy namaly ka nanao hoe: Nisy lehilahy anankiray nidina avy tany Jerosalema hankany Jeriko ka azon' ny jiolahy, dia nendahany ny lambany, sady nokapohiny izy, dia nilaozany, rehefa saiky maty. Ary hoy Jeso taminy: Nisy lehilahy anankiray nidina avy tany Jerosalema ho any Jerikao, azon' ny jiolahy, ka nendahany ny lambany, nokapohiny ny tenany ary saika maty vao navelany. Jésus reprit : " Un homme descendait de Jérusalem à Jéricho, et il tomba au milieu de brigands qui, après l' avoir dépouillé et roué de coups, s' en allèrent, le laissant à demi mort.