<-
->

Lio / Lk 11:37 And as he spake, a certain Pharisee besought him to dine with him: and he went in, and sat down to meat. Ary raha mbola niteny Jesosy, dia nisy Fariseo nampiantrano Azy hisakafo ao aminy; dia niditra Izy ka nipetraka nihinana. Raha mbola niteny izy, dia nisy Farisiana anankiray nanasa azy hisakafo ao aminy, ka niditra izy dia nipetraka nihinana. Tandis qu' il parlait, un Pharisien l' invite à déjeuner chez lui. Il entra et se mit à table.