<-
->

Lio / Lk 11:5 And he said unto them, Which of you shall have a friend, and shall go unto him at midnight, and say unto him, Friend, lend me three loaves; Ary hoy Jesosy taminy: Iza moa aminareo no manana sakaiza, izay hankeo aminy mamatonalina ka hanao aminy hoe: Ry sakaiza, ampisambory mofo telo aho; Dia hoy indray izy taminy: Raha misy aminareo manan-tsakaiza mankao aminy misasaka alina ka manao aminy hoe: Ry sakaiza, ampisambory mofo telo aho, Il leur dit encore : " Si l' un de vous, ayant un ami, s' en va le trouver au milieu de la nuit, pour lui dire : "Mon ami, prête-moi trois pains,