<-
->

Lio / Lk 12:41 Then Peter said unto him, Lord, speakest thou this parable unto us, or even to all? Ary hoy Petera: Tompoko, izahay va no ilazanao izany fanoharana izany, sa ny olona rehetra? Dia hoy Piera taminy: Tompoko, ho anay ihany va no ilazanao izany fanoharana izany, sa ho an' ny olona rehetra koa? Pierre dit alors : " Seigneur, est-ce pour nous que tu dis cette parabole, ou bien pour tout le monde ? "