<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 13:1 | There were present at that season some that told him of the |
Ary tamin' izany andro izany nisy ny sasany teo izay nanambara tamin' i Jesosy ny nanjo ny Galiliana, izay naharoharon' i Pilato tamin' ny fanatiny ny ràny. | Tamin' izany andro izany ihany koa no nisy olona sasany tonga nilaza tamin' i Jeso ny nanjo an' ireo Galileana, fa nalatsak' i Pilaty niaraka tamin' ny soron' izy ireo ny rany. | En ce même temps survinrent des gens qui lui rapportèrent ce qui était arrivé aux |