<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 13:14 | And the ruler of the synagogue answered with indignation, because that |
Ary ny mpanapaka ny synagoga dia tezitra, satria Jesosy nahasitrana tamin' ny Sabata, dia namaly ka nanao tamin' ny vahoaka hoe: Henemana no azo anaovan-draharaha; koa avia hositranina amin' izany, fa tsy amin' ny andro Sabata. | Fa sosotra ny lehiben' ny sinagoga noho Jeso nanasitrana tamin' ny andro sabata, ka niloa-bava tamin' ny vahoaka nanao hoe: Henemana no andro azo iasana ka tongava hositranina amin' ireo hianareo, fa aza amin' ny andro sabata. | Mais le chef de la synagogue, indigné de ce que |