<-
->

Lio / Lk 14:1 And it came to pass, as he went into the house of one of the chief Pharisees to eat bread on the sabbath day, that they watched him. Ary raha niditra mba hihinana tao an-tranon' ny loholona anankiray amin' ny Fariseo Izy tamin' ny Sabata, dia nizaha taratra Azy ireo. Indray sabata, raha niditra hisakafo tao an-tranon' ny loholon' ny Farisiana anankiray Jeso, dia nitsikilo azy izy ireo. Et il advint, comme il était venu un sabbat chez l' un des chefs des Pharisiens pour prendre un repas, qu' eux étaient à l' observer.