<-
->

Lio / Lk 14:7 And he put forth a parable to those which were bidden, when he marked how they chose out the chief rooms; saying unto them. Ary Jesosy nanao fanoharana tamin' izay nasaina, raha nahita azy mifidy ny fitoerana aloha, ka nanao taminy hoe: Rahefa izany nony hitan' i Jeso ny hamaimaizan' ny olona nasaina naka ny fitoerana voalohany, dia nanao ity fanoharana ity tamin' izy ireo izy: Il disait ensuite une parabole à l' adresse des invités, remarquant comment ils choisissaient les premiers divans ; il leur disait :