<-
->

Lio / Lk 16:15 And he said unto them, Ye are they which justify yourselves before men; but God knoweth your hearts: for that which is highly esteemed among men is abomination in the sight of God. Ary hoy Jesosy taminy: Hianareo dia mpanamarin-tena eo anatrehan' ny olona, nefa Andriamanitra mahalala ny fonareo; fa izay zavatra heverin' ny olona ho ambony dia fahavetavetana eo anatrehan' Andriamanitra. Fa hoy izy tamin' izy ireo: Hianareo dia mpanamarin-tena eo imason' ny olona, nefa fantatr' Andriamanitra ihany ny fonareo, ary izay ambony eo imason' ny olombelona dia fahavetavetana eo anatrehan' Andriamanitra kosa. Il leur dit : " Vous êtes, vous, ceux qui se donnent pour justes devant les hommes, mais Dieu connaît vos coeurs ; car ce qui est élevé pour les hommes est objet de dégoût devant Dieu.