<-
->

Lio / Lk 17:1 Then said he unto the disciples, It is impossible but that offences will come: but woe unto him, through whom they come! Ary hoy Jesosy tamin' ny mpianany: Tsy maintsy ho avy ny fahatafintohinana; nefa lozan' izay olona mahatonga izany! Ary hoy indray Jeso tamin' ny mpianany: Tsy maintsy ho avy ny fanafintohinana, fa loza ho an' izay ihaviany! Puis il dit à ses disciples : " Il est impossible que les scandales n' arrivent pas, mais malheur à celui par qui ils arrivent !