<-
->

Lio / Lk 17:20 And when he was demanded of the Pharisees, when the kingdom of God should come, he answered them and said, The kingdom of God cometh not with observation: Ary Jesosy, nony nanontanian' ny Fariseo izay andro hihavian' ny fanjakan' Andriamanitra, dia namaly azy hoe: Tsy misehoseho no fihavin' ny fanjakan' Andriamanitra. Ary nanontanian' ny Farisiana izay andro hihavian' ny fanjakan' Andriamanitra izy ka namaly hoe: Tsy mba manetriketrika fihavy ny fanjakan' Andriamanitra, Les Pharisiens lui ayant demandé quand viendrait le Royaume de Dieu, il leur répondit : " La venue du Royaume de Dieu ne se laisse pas observer,