<-
->

Lio / Lk 18:1 And he spake a parable unto them to this end, that men ought always to pray, and not to faint; Ary Jesosy nilaza fanoharana taminy, fa tsy mety raha tsy mivavaka mandrakariva izy ka tsy reraka, Ary nanao fanoharana tamin' izy ireo koa izy, momba ny tsy maintsy ivavahana lalandava sy amim-paharetana. Et il leur disait une parabole sur ce qu' il leur fallait prier sans cesse et ne pas se décourager.