<-
->

Lio / Lk 18:19 And Jesus said unto him, Why callest thou me good? none is good, save one, that is, God. Fa hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no ataonao tsara? Tsy misy tsara afa-tsy Iray ihany, dia Andriamanitra. Dia hoy Jeso taminy: Ahoana àry no iantsoanao ahy hoe: tsara? tsy misy tsara afa-tsy Andriamanitra irery. Jésus lui dit : " Pourquoi m' appelles-tu bon ? Nul n' est bon que Dieu seul.