<-
->

Lio / Lk 18:29 And he said unto them, Verily I say unto you, There is no man that hath left house, or parents, or brethren, or wife, or children, for the kingdom of God' s sake, Ary hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy olona izay efa nahafoy trano, na vady, na rahalahy, na ray, na reny, na zanaka, noho ny fanjakan' Andriamanitra, Dia hoy Jeso taminy: Lazaiko marina aminareo fa na iza na iza handao ny tranony, na ny havany, na ny rahalahiny, na ny vadiny, na ny zanany noho ny fanjakan' Andriamanitra, Il leur dit : " En vérité, je vous le dis : nul n' aura laissé maison, femme, frères, parents ou enfants, à cause du Royaume de Dieu,