<-
->

Lio / Lk 18:35 And it came to pass, that as he was come nigh unto Jericho, a certain blind man sat by the way side begging: Ary raha Jesosy nanakaiky an' i Jeriko, dia indro jamba anankiray nipetraka nangataka teo amoron-dalana. Nony mby tao akaikin' i Jerikao izy, dia nisy kosa jamba anankiray nipetraka nangataka teo amoron-dàlana. Or il advint, comme il approchait de Jéricho, qu' un aveugle était assis au bord du chemin et mendiait.