<-
->

Lio / Lk 18:43 And immediately he received his sight, and followed him, glorifying God: and all the people, when they saw it, gave praise unto God. Ary niaraka tamin' izay dia nahiratra ny masony, ka nanaraka an' i Jesosy izy sady nankalaza an' Andriamanitra; ary ny vahoaka rehetra, raha nahita, dia nidera an' Andriamanitra. Niaraka tamin' izay, dia nahiratra izy ka nanaraka azy sy nankalaza an' Andriamanitra. Ary ny vahoaka rehetra nahita izany koa nidera an' Andriamanitra. Et à l' instant même il recouvra la vue, et il le suivait en glorifiant Dieu. Et tout le peuple, voyant cela, célébra les louanges de Dieu.