<-
->

Lio / Lk 2:27 And he came by the Spirit into the temple: and when the parents brought in the child Jesus, to do for him after the custom of the law, Ary nentin' ny Fanahy Masina niditra teo an-kianjan' ny tempoly izy; ary rehefa nampidirin' ny ray aman-dreniny Jesosy zaza mba hanaovany araka ny fomban' ny lalàna ny amin' ny zaza, Dia nentin' ny Fanahy Masina izy hankao amin' ny tempoly, ka nony nitondra an' i Jeso zazakely ny rainy aman-dreniny hanao araka ny voadidin' ny Lalàna ny aminy, Il vint donc au Temple, poussé par l' Esprit, et quand les parents apportèrent le petit enfant Jésus pour accomplir les prescriptions de la Loi à son égard,