<-
->

Lio / Lk 22:34 And he said, I tell thee, Peter, the cock shall not crow this day, before that thou shalt thrice deny that thou knowest me. Fa hoy Jesosy: Lazaiko aminao, ry Petera: Raha tsy mbola misy akoho maneno anio, dia handà intelo ho tsy mahalala Ahy ianao. Fa hoy Jeso: Lazaiko aminao, ry Piera, fa mbola tsy haneno ny akoho anio, dia handà intelo ho tsy mahalala ahy hianao. Mais il dit : " Je te le dis, Pierre, le coq ne chantera pas aujourd' hui que tu n' aies, par trois fois, nié me connaître. "