<-
->

Lio / Lk 22:39 And he came out, and went, as he was wont, to the mount of Olives; and his disciples also followed him. Ary nivoaka Jesosy, koa araka ny fanaony dia nankao an-tendrombohitra Oliva Izy, ary ny mpianatra koa nanaraka Azy. Dia nivoaka nankany an-tendrombohitra Oliva araka ny fanaony izy, ka nanaraka azy koa ny mpianany. Il sortit et se rendit, comme de coutume, au mont des Oliviers, et les disciples aussi le suivirent.