<-
->

Lio / Lk 22:58 And after a little while another saw him, and said, Thou art also of them. And Peter said, Man, I am not. Ary vetivety foana rehefa afaka izany, dia nisy olona hafa koa nahita azy ka nanao hoe: Hianao koa mba naman' ireny. Fa Petera nanao hoe: Ralehilahy, tsy mba namany aho. Nony afaka kelikely dia nisy lehilahy anankiray koa nahita azy ka nanao hoe: Hianao koa lahy naman' irony olona irony. Fa hoy Piera: Ry sakaiza, tsy nàmany akory aho. Peu après, un autre, l' ayant vu, déclara : " Toi aussi, tu en es ! " Mais Pierre déclara : " Homme, je n' en suis pas. "