<-
->

Lio / Lk 22:61 And the Lord turned, and looked upon Peter. And Peter remembered the word of the Lord, how he had said unto him, Before the cock crow, thou shalt deny me thrice. Ary ny Tompo nitodika, dia nijery an' i Petera. Ary Petera nahatsiaro ilay tenin' ny Tompo nolazainy taminy hoe: Raha tsy mbola misy akoho maneno anio, dia handà Ahy intelo ianao. Ary nitodika nijery an' i Piera ny Tompo, ka tsaroan' i Piera ilay tenin' ny Tompo nanao hoe: Alohan' ny maneno akoho anio, dia handà ahy intelo hianao; et le Seigneur, se retournant, fixa son regard sur Pierre. Et Pierre se ressouvint de la parole du Seigneur, qui lui avait dit : " Avant que le coq ait chanté aujourd' hui, tu m' auras renié trois fois. "