<-
->

Lio / Lk 23:25 And he released unto them him that for sedition and murder was cast into prison, whom they had desired; but he delivered Jesus to their will. Ary dia nalefany ilay natao tao an-tranomaizina noho ny fikomiana sy ny vonoan-olona, satria io no nangatahiny; fa Jesosy kosa natolony hataony araka ny sitrapony. ilay notadiviny ho afaka sy natao an-tranomaizina noho ny fikomiana sy vonoana olona moa nalefany, ary Jeso kosa natolony hanaovany izay sitra-pony. Il relâcha celui qui avait été jeté en prison pour sédition et meurtre, celui qu' ils réclamaient. Quant à Jésus, il le livra à leur bon plaisir.