<-
->

Lio / Lk 23:33 And when they were come to the place, which is called Calvary, there they crucified him, and the malefactors, one on the right hand, and the other on the left. Ary rehefa tonga teo amin' ny tany atao hoe Ikarandoha izy, dia teo no namonoany an' i Jesosy sy ireo olon-dratsy ireo, ny anankiray teo ankavanany ary ny anankiray teo ankaviany. Nony tonga tany amin' ny fitoerana atao hoe Kalvery izy ireo, dia nofantsihany tamin' ny hazo fijaliana izy, sy ireo mpangalatra ireo, ny iray moa teo an-kavanany ary ny iray kosa teo an-kaviany. Lorsqu' ils furent arrivés au lieu appelé Crâne, ils l' y crucifièrent ainsi que les malfaiteurs, l' un à droite et l' autre à gauche.