<-
->

Lio / Lk 23:34 Then said Jesus, Father, forgive them; for they know not what they do. And they parted his raiment, and cast lots. Ary hoy Jesosy: Raiko ô, mamelà ny helony, fa tsy fantany izay ataony.Dia nanaovany loka no fizara ny fitafiany. Dia hoy Jeso: Raiko, avelao ny helony, fa tsy fantany izay ataony. Ary nanaovan' izy ireo loka no fizara ny fitafiany. Et Jésus disait : " Père, pardonne-leur : ils ne savent ce qu' ils font. " Puis, se partageant ses vêtements, ils tirèrent au sort.