<-
->

Lio / Lk 23:55 And the women also, which came with him from Galilee, followed after, and beheld the sepulchre, and how his body was laid. Ary ny vehivavy izay nomba Azy avy tany Galilia dia nanaraka teo aoriana ka nahita ny fasana sy izay fampandriny ny faty. Ary ny vehivavy nanaraka an' i Jeso avy tany Galilea dia niaraka tamin' i Josefa koa, ka nijery ny tao am-pasana sy izay fomba fametrahana ny vatan' i Jeso. Cependant les femmes qui étaient venues avec lui de Galilée avaient suivi Joseph ; elles regardèrent le tombeau et comment son corps avait été mis.