<-
->

Lio / Lk 4:4 And Jesus answered him, saying, It is written, That man shall not live by bread alone, but by every word of God. Fa Jesosy namaly azy ka nanao hoe: Voasoratra hoe: Tsy mofo ihany no hiveloman' ny olona (Deo. 8. 3). Fa hoy Jeso taminy: Efa voasoratra hoe: Tsy ny mofo ihany no iveloman' ny olona, fa ny teny rehetra avy amin' Andriamanitra. Et Jésus lui répondit : " Il est écrit : Ce n' est pas de pain seul que vivra l' homme. "